TELY Abel

Call Directions

TELY Abel Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TELY Abel, Real Estate, Toamasina.

19/10/2026

STREET CHILDREN. Nivoaka ny clip officiel. Mihainoa finaritra Tompoko !
Partager max.Tianay bé nareo!
https://youtu.be/EuQ3m26JLBM?feature=shared
© Dr TELY Abel
(Auteur/compositeur/Arrangeur/Interprète)

05/10/2026

STREET CHILDREN, HIRANTSIKA VAOVAO AVAKE e_SLOW.
Aza miala lavitra.
Ity maloha ny hanigna antsorosorona. Atao raombameky. Partager max!
Auteur/compositeur/Dr TELY Abel.

FELICITATIONS @ TELY Amiel Fadiga (zokinjaza).🎯🍾🍾 DIPLOME DE LICENCE en AGRO validé ![Mention BIEN avec Félicitations de...
03/09/2026

FELICITATIONS @ TELY Amiel Fadiga (zokinjaza).🎯🍾🍾

DIPLOME DE LICENCE en AGRO validé ![Mention BIEN avec Félicitations des Jury !]

=> Université d'Analanjirofo à Fenerive-Est ISTRCE/UA.

Mankasitraka foana ny Zanahary sy ny Razana @ zay ataony @ Fianakaviana
ary Isaorana ihany koa ianareo Mpanabe rehetra tsisy avahana. Misaotra e !

15/08/2026
14/08/2026

CLIP [SOMA DONIA] VITA IO.
Ndao aminjay (araka)hijery, hizaha.
D'efa mankasitraka sahady !
TIANAY BÉ NAREO !

21/07/2026

IA...IA..Ity aloha apetrako eto [new sound].
Ary i ring'IA mahay kely ihany maka tahaka e
Mampimoehy !!!!!
Ndao mba henoina foana fa hafa kely!
(Niera ry zare vao...)
Mihainoa finaritra
[Tsisy atakaloko anareo ndray araiky]

23/06/2026

TONGA AKATO VAHINY e !
Ingiahy-bé (hita) tsy dia mahasosotra
handeha hagnano veintisizy (fetimpirenena) zany e hono, any@ atsika jiaby any.

Titre : [Somà Donia]
..somà ah ah Donia ah ah (x2)..zaho tsy hiala aminao vaiavy e (x3)

🎸🎸🎸🎸🎸🎸🎸🎸🎸🎸🎸

Mihainoa, mandihiza, mankafiza
Finaritra Tompoko!

© TELY Abel

Address

Toamasina

Telephone

+261324027440

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TELY Abel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category