ADRI LJ Officiel

Directions

ADRI LJ  Officiel
Mbola tsy tara anao ☺ , Abonnez-vous
Étudiant en Medecine 👨‍⚕💊

(3)

Aza laniana amin’ny fijerena izay ataon’ny hafa ny fotoananao, na amin’ny fieritreretana izay eritreretiny sy lazainy mo...
22/10/2026

Aza laniana amin’ny fijerena izay ataon’ny hafa ny fotoananao, na amin’ny fieritreretana izay eritreretiny sy lazainy momba anao. Samy manana ny lalany sy ny hafainganam-pandrosoany ny tsirairay. 💪

Sa ahoana ??

Mbola tsy tonga amin'ilay tanjoko zah  ,.... Fa mbola ho asehoko anao fa mba nisy ezaka fona nataoko Ataoko izay hahaton...
21/10/2026

Mbola tsy tonga amin'ilay tanjoko zah ,.... Fa mbola ho asehoko anao fa mba nisy ezaka fona nataoko

Ataoko izay hahatonga zah ho reharehanao , izany no mahatonga zah tsy hijanona raha tsy tafita!
❤💪

Mentionner ato izy, de ataovy @ com's hoe : maintsy vitako io 💪✊

1. Tsy mora ny fiainana, ka tsy maintsy miady zah mba hahavitako ireo zavatra ilaiko . 💪🔥, satria tsy asian'olona fotony...
21/10/2026

1. Tsy mora ny fiainana, ka tsy maintsy miady zah
mba hahavitako ireo zavatra ilaiko . 💪🔥, satria tsy asian'olona fotony anao raha sahirana lava

2. Tsy mitady hoderaina , fa miasa mafy mba hahaleo tena ary tsy hiankina @ n'olona intsony . 🥀💯
Ary anao ? Asio : 💪✊❤ @ commentaire raha isany izany anao

Na mafy tahaka inona aza ny lalana, na maro ireo  sakana  , dia  tsisy mihemotra intsony fa miroso hatrany ny dia ,  Efa...
19/10/2026

Na mafy tahaka inona aza ny lalana, na maro ireo sakana , dia tsisy mihemotra intsony fa miroso hatrany ny dia ,

Efa natomboka ka tsy maintsy faranana,
Na inona na inona miseho , zay efa vonona hiady ✊✊

Anao koa ve mba vonona hitazona ireo tanjona efa napetrakao? . Sorato @ commentaire ary ny hoe : On va y arriver ✊✊

❌🚫 TSY NATAO HOANAO ZANY FRÈRE ❌🚫Tohizo fogna fa zavatra tsara  tsy azo mora ✊✊
17/10/2026

❌🚫 TSY NATAO HOANAO ZANY FRÈRE ❌🚫
Tohizo fogna fa zavatra tsara tsy azo mora ✊✊

1. Tsy mandova harena, fa manorina ny hoavy amin’ny ezaka sy finiavana. 💪🔥2. Tsy zanaka mpanankarena, fa manana nofinofy...
16/10/2026

1. Tsy mandova harena, fa manorina ny hoavy amin’ny ezaka sy finiavana. 💪🔥

2. Tsy zanaka mpanankarena, fa manana nofinofy lehibe sy finiavana tsy mety resy. ❤️‍🔥

15/10/2026

TSY MORA NY LALAGNA FA , TSY MILAVO LEFONA ATSIKA, FA MBOLA MISY TANJONA TIANA HO TRATRARINA! 💪

Zarao @ namana

1. Tsy ny fahalavorariana no mitondra anao lavitra, fa ny faharetana sy ny fikirizana.2  Tsy maninona raha miadana ianao...
14/10/2026

1. Tsy ny fahalavorariana no mitondra anao lavitra, fa ny faharetana sy ny fikirizana.

2 Tsy maninona raha miadana ianao, fa aza mijanona.

3 Aza mikatsaka ny ho lavorary, fa miezaha ho tsara kokoa noho ny omaly.

1. Aza mitady tehaka avy amin’olona, fa miezaha ho mendrika ny nofinofinao.2. Tsy voatery hino anao ny olona rehetra; ia...
13/10/2026

1. Aza mitady tehaka avy amin’olona, fa miezaha ho mendrika ny nofinofinao.

2. Tsy voatery hino anao ny olona rehetra; ianao kosa aza mitsahatra mino ny tenanao.

3. Aza mandany fotoana manaporofo ny tenanao amin’olona, aza matahotra hotsarain'olona amin'ny zavatra marina ataonao

Address

Mahabibo
Amborovy
401

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ADRI LJ Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Nearby realtors & realty services