Axiom Mada

Website Contact the business

Axiom Mada Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Axiom Mada, Property developer, Centre, Ivato.

Bienvenue sur la page de AXIOM MADA - Promotion Immobiliรจre

๐ŸŒณ Terrains amรฉnagรฉs ร  Lazaina Antananarivo Avaradrano (accรจs RN3)
๐Ÿ˜๏ธ Lotissements structurรฉs et sรฉcurisรฉs pour construire ou investir sereinement

10/09/2026

Manao soudure ๐Ÿคฃ

Mbola misokatra ho atsika rehetra foana ny Axiom Mada ho anโ€™izay mitady tany tsara anโœ…

08/09/2026

โ–ถ๏ธ Manana tany mora be hono Axiom Mada sao dia mahasoa๐Ÿ˜ฑ

๐Ÿ’ฅ Lieu: Lazaina Avarandrano sady accรจs voiture no efa misy Jiro sy akaiky Ranoโœ…๏ธ
๐ŸŽ Remise de 9๏ธโƒฃ9๏ธโƒฃ0๏ธโƒฃ0๏ธโƒฃ0๏ธโƒฃ Ar/m2 au lieu de 105.000Ar et 1๏ธโƒฃ2๏ธโƒฃ0๏ธโƒฃ0๏ธโƒฃ0๏ธโƒฃ0๏ธโƒฃ Ar/m2 au lieu de 125.000Ar pour les 3 premiers proprio
โœ…๏ธContact 032 40 144 98 - 034 15 870 04

๐Ÿ”ด RDV live demain 14h et laissez nous en commentaire vos questions svp ๐Ÿ‘‡

by D&S Family

16/08/2026

๐€๐ง๐๐š๐จ ๐ข๐ง๐๐ซ๐š๐ฒ ๐š๐ซ๐ฒ ๐ก๐ข๐š๐ซ๐š๐ค๐š ๐š๐ฆ๐ข๐ง๐š๐ฒ ๐ก๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐๐ข๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐‘๐žฬ๐ฌ๐ข๐๐ž๐ง๐œ๐ž ๐“๐€๐๐†๐€๐‘๐€ ๐ž!

Raha te hitsidika ny Rรฉsidence Tangara ianao dia aza misalasala miantso anay:
Tel: +261 32 40 144 98 / +261 34 15 870 04

04/08/2026

๐€๐ง๐๐š๐จ ๐ข๐ง๐๐ซ๐š๐ฒ ๐š๐ซ๐ฒ ๐ก๐ข๐š๐ซ๐š๐ค๐š ๐š๐ฆ๐ข๐ง๐š๐ฒ ๐ก๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐๐ข๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐‘๐žฬ๐ฌ๐ข๐๐ž๐ง๐œ๐ž ๐“๐€๐๐†๐€๐‘๐€ ๐ž!

๐ŸกAndroany isika hiaraka aminโ€™ny client iray izay nitsidika ny tany noeritreretiny hanorenana ny tranony aty aminโ€™ny Rรฉsidence TANGARA.

Zarainy amintsika ato anatinโ€™ity horonantsary ity,
โœ…Ny antony naharesy lahatra azy hanao ny fitsidihana,
โœ…Ireo antony nahatonga azy nisafidy ny Rรฉsidence TANGARA hanorenana ny tranony,
โœ…Torohevitra vitsivitsy ho antsika izay manana ny eritreritra ny hanao fitsidihana sy hividy tany ihany koa.

Manasa antsika ary hiaraka hijery ity horonantsary mahafinaritra ity.

๐Ÿ“ฒ Raha te hitsidika ny Rรฉsidence Tangara ianao dia aza misalasala miantso anay:
Tel: +261 32 40 144 98 / +261 34 15 870 04

๐Ÿ”ฅ ๐— ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐˜†, ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ป๐˜๐˜€๐—ผ๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ผ !Matetika ireo opportunitรฉs tsara indrindra amin'ny tany dia ir...
25/07/2026

๐Ÿ”ฅ ๐— ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐˜†, ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ป๐˜๐˜€๐—ผ๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ผ !

Matetika ireo opportunitรฉs tsara indrindra amin'ny tany dia ireo izay afaka novidiana mialoha.

๐Ÿ“ Rรฉsidence TANGARA โ€“ Lazaina Avaradrano
โœ… Faritra efa mandroso be
โœ…Tany efa nokarakaraina tsara
โœ… Lalana manasaraka ny ampahan-tany tsirairay
โœ… Misy ny fotodrafitrasa ilaina manodidina
โœ… Tsara be ny vue !

๐Ÿ“ˆ Tsarovy fa ny fampiasam-bola ankehitriny dia midika hoe manantena ny fitomboan'ny nampiasana ny vola rahampitso!

๐Ÿ“ฒ Mifandraisa aminay raha te hahalala momba ireo tany mbola misy.
Tel: +261 32 40 144 98 / +261 34 15 870 04

๐Ÿ”ฅ ๐—ฅ๐—ฒฬ๐˜€๐—ถ๐—ฑ๐—ฒ๐—ป๐—ฐ๐—ฒ ๐—ง๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ : ๐—บ๐—ฒ๐˜๐˜† ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ! Satria tsy ny androany ihany no zava-dehibe amin'ny tetikasa f...
23/07/2026

๐Ÿ”ฅ ๐—ฅ๐—ฒฬ๐˜€๐—ถ๐—ฑ๐—ฒ๐—ป๐—ฐ๐—ฒ ๐—ง๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ : ๐—บ๐—ฒ๐˜๐˜† ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ !

Satria tsy ny androany ihany no zava-dehibe amin'ny tetikasa fanorenan-trano.
Ny ampitso koa no zava-dehibe mankadiry manaraka.

๐Ÿ“ Rรฉsidence Tangara, Lazaina Avaradrano :
โœ… Toerana milamina
โœ… Tanร na vao misondrotra
โœ… Tonganโ€™ny fiara sy ny taxibe H
โœ… Akaikin'ny toerana misy ireo ilaina rehetra,

๐Ÿก Tontolo iainana mahafinaritra, tsara hitaizana ny zanakao sy hiainanโ€™ny ankohonanao ny ao aminโ€™ny Rรฉsidence Tangara, Lazaina Avaradrano.

๐Ÿ“ฒ Mifandraisa aminay raha te hahalala bebe kokoa anโ€™izay ianao.
Tel: +261 32 40 144 98 / +261 34 15 870 04

๐Ÿ”ฅ ๐—ง๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ธ๐—ผ๐—ธ๐—ผ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ป๐—ผ๐—ต๐—ผ ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ถ๐—ท๐—ฒ๐—ฟ๐˜† ๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ณ๐—ผ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ป๐˜† Ny sary dia ahafahanao mahita sombin-tany iray.Ny fitsi...
21/07/2026

๐Ÿ”ฅ ๐—ง๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ธ๐—ผ๐—ธ๐—ผ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ป๐—ผ๐—ต๐—ผ ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ถ๐—ท๐—ฒ๐—ฟ๐˜† ๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ณ๐—ผ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ป๐˜†

Ny sary dia ahafahanao mahita sombin-tany iray.
Ny fitsidihana dia ahafahanao misafidy sy maminavina ny sarinโ€™ny tranonao.

๐Ÿ“ Rรฉsidence TANGARA โ€“ Lazaina Avaradrano
๐Ÿก Vivavinaio ny fipetraky ny tetikasanao rehefa eny an-toerana
๐ŸŒฟ Fantaro ny tontolo iainana manodidina
๐Ÿš— Hiaino ny rivotra eny an-toerana
๐Ÿ“ Fidio ny toerana mety, indrindra aminโ€™ireo lots ambiny
๐ŸŽฏ Tsy misy mahasolo ny fitsidihana eny ifotony.

๐Ÿ“ฒ Raha te hitsidina ny Rรฉsidence Tangara ianao dia aza misalasala miantso anay :
Tel: +261 32 40 144 98 / +261 34 15 870 04

Villa ร  louer ร  Antsahameva - Antananarivo1 grande chambre1 petite chambre1 living + cuisine ร  l'amรฉricaine1 salle de ba...
21/07/2026

Villa ร  louer ร  Antsahameva - Antananarivo
1 grande chambre
1 petite chambre
1 living + cuisine ร  l'amรฉricaine
1 salle de bain + toillettes
1 chauffe-eau
1 citerne d'eau 1000L et 1 surpresseur
1 parking pour 2 voitures
๐Ÿ’ฐ Loyer 1 300 000 Ar/mois (eau et รฉlectricitรฉ comprises)

๐Ÿ“ AXIOM MADA โ€“ Immobilier ร  Madagascar
๐Ÿก Vente โ€ข Location โ€ข Lotissement โ€ข Investissement
๐Ÿ“ž 0324014498 - 034158004





Tany amidy mora๐Ÿ“ AXIOM MADA โ€“ Immobilier ร  Madagascar๐Ÿก Vente โ€ข Location โ€ข Lotissement โ€ข Investissement๐Ÿ“ž 0324014498 - 034...
21/07/2026

Tany amidy mora

๐Ÿ“ AXIOM MADA โ€“ Immobilier ร  Madagascar
๐Ÿก Vente โ€ข Location โ€ข Lotissement โ€ข Investissement
๐Ÿ“ž 0324014498 - 034158004





๐Ÿ”ฅ ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐Ÿฑ ๐—บ๐—ถ๐—น๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ฎ๐—น๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ถ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฑ๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† Alohan'ny hividianana tany iray dia zava-dehibe ny manamarina tebo...
15/07/2026

๐Ÿ”ฅ ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐Ÿฑ ๐—บ๐—ถ๐—น๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ฎ๐—น๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ถ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฑ๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜†

Alohan'ny hividianana tany iray dia zava-dehibe ny manamarina teboka vitsivitsy.
๐Ÿ“ Ato amin'ny Rรฉsidence TANGARA dia manampy anao izahay hamaly ireto fanontaniana mety hipetraka ireto :
โœ… Tonganโ€™ny fiara ve ny tany?
โœ… Voafaritra mazava tsara ve ny sisin-tany?
โœ… Misy rano sy herinaratra ve?
โœ… Misy mponina ve ny manodidina?
โœ… Mandroso ve ny faritra?

๐ŸŽฏ Ny fividianana tany amim-pahatokiana dia manomboka amin'ny fahazoana valiny mahafa-po aminโ€™ireo fanontaniana 5 ireo.

๐Ÿ“ธ Avy eo dia manao visite ny tany eny Lazaina Avaradrano miaraka amin'ny ekipanโ€™ny Axiom Mada
๐Ÿ“ฒ Aza misalasala ร ry mamandrika ny toerana, ny ora, sy fotoana hitsidihanao ny any !
Tel: +261 32 40 144 98 / +261 34 15 870 04

Address

Centre
Ivato
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Axiom Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Axiom Mada:

Shortcuts

Share