23/10/2026
🔥🏗️ SY AMIN’NY DE ? BATISHOP SAFIDINA! 😍
🤩 Manorina trano sa manao rénovation? Aza laniana amin’ny vidiny lafo ny budget-nao! 🏡✨
🧱 Mitady carreaux tsara kalitao hanatsarana ny endriky ny tranonao ve ianao?
🏠 Mila tôle ho an’ny tafo, hanorenana trano vaovao na hanamboarana tafo efa simba?
❤️ Eto amin’ny BatiShop, misy safidy ho anao!
✅ Carreaux maro karazany sy motifs azo isafidianana
✅ Tôle ho an’ny asa fanorenana sy rénovation
✅ Prix de gros sy prix de détail
✅ Safidy mifanaraka amin’ny filanao sy ny budget-nao
🔥 NA CARREAUX, NA TOLE… BATISHOP NO ANISAN’NY ADIRESY TOKONY HOTSIDIHINAO! 🛍️
📣 Mpivarotra indray, mpanao trano, maçon, entrepreneur na particulier ve ianao? Aza misalasala manatona anay!
📩 Mandefasa MP raha mila fanazavana momba ny vidiny sy ny disponibilité.
🚨 Aza tara amin’ny commande! Zarao amin’ny namana sy ny olona rehetra izay manorina na manavao trano ity publication ity. ❤️
🏡 BatiShop — Safidy tsara ho an’ny tetikasam-panorenanao!